<-
->

Dan / Da 4:5 I saw a dream which made me afraid, and the thoughts upon my bed and the visions of my head troubled me. Fa nony farany dia niditra teo anatrehako kosa Daniela, izay atao hoe Beltesazara, araka ny anaran' andriamanitro, sady misy fanahin' ireo andriamanitra masina ao anatiny; ary ny nofy dia nambarako teo anatrehany hoe: Nony farany, tonga teo anatrehako Daniely ilay atao hoe Baltasara ny anarany, araka ny anaran' ny andriamanitro, sady manana ao anatiny ny fanahin' ireo andriamanitra masina, ka nambarako teo anatrehany ny nofy, nataoko hoe: Puis se présenta devant moi Daniel, surnommé Baltassar, selon le nom de mon dieu, et en qui réside l' esprit des dieux saints. Je lui dis mon songe