<-
->

Dan / Da 4:16 Let his heart be changed from man' s, and let a beast' s heart be given unto him; and let seven times pass over him. Dia gaga vetivety Daniela, izay atao hoe Beltesazara, ary ny eritreriny naharaiki-tahotra azy. Ary niteny ny mpanjaka nanao hoe: Ry Beltesazara ô, aoka tsy haharaiki-tahotra anao ny nofy na ny heviny. Beltesazara namaly ka nanao hoe: Tompokolahy ô, ny nofy anie ho an' izay mankahala anao, ary ny heviny ho an' izay fahavalonao. Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; ary nampitebiteby azy ny eritreriny. Fa niteny indray ny mpanjaka nanao hoe: Aoka tsy hitebiteby hianao amin' ny nofy sy amin' ny heviny. Namaly Baltasara nanao hoe: Tompokolahy ô, ho amin' ny fahavalonao anie ny nofy, ary ho amin' izay mankahala anao anie ny heviny. Alors Daniel, surnommé Baltassar, fut un instant confondu et troublé dans ses pensées. Le roi dit : "Baltassar, ne sois pas troublé par ce songe et son interprétation." Baltassar répondit : "Monseigneur, ce songe soit pour ceux qui te haïssent, et son interprétation pour tes adversaires!