<-
->

Dan / Da 4:15 Nevertheless leave the stump of his roots in the earth, even with a band of iron and brass, in the tender grass of the field; and let it be wet with the dew of heaven, and let his portion be with the beasts in the grass of the earth: Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, milazà ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin' ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr' izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin' ireo andriamanitra masina no anatinao. Izany no nofy hitako, izaho Nabokodonozora mpanjaka, ary hianao kosa, ry Baltasara, no aoka hilaza ny heviny fa tsy nisy nahay nampahafantatra tamiko, ny olon-kendry rehetra eto amin' ny fanjakako; hianao no mahay izany, satria ao aminao ny fanahin' ireo andriamanitra masina. Tel est le songe que j' ai eu, moi Nabuchodonosor, roi. Toi, Baltassar, donne-m' en l' interprétation, car aucun des sages de mon royaume n' a pu m' en faire connaître l' interprétation; mais toi tu le peux, puisque en toi réside l' esprit des dieux saints."