<-
->

Dan / Da 10:1 In the third year of Cyrus king of Persia a thing was revealed unto Daniel, whose name was called Belteshazzar; and the thing was true, but the time appointed was long: and he understood the thing, and had understanding of the vision. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia, dia nisy nambara tamin' i Daniela, izay atao hoe Beltesazara; marina ny teny, ary ady mafy no nolazainy; ary nahalala ny teny izy sady nahafantatra ny fahitana. Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Sirosa mpanjakan' i Persa, dia nisy teny nambara tamin' i Daniely, izay natao hoe Baltasara, marina izany teny izany, ary ady lehibe no nolazainy. Azony an-tsaina ny teny, sady fantany hevitra ny fahitana. En l' an trois de Cyrus, roi de Perse, une parole fut révélée à Daniel, surnommé Baltassar : parole sûre; haute lutte. Il pénétra la parole, l' intelligence lui en fut donnée en vision.