<-
->

Eze / Ez 26:11 With the hoofs of his horses shall he tread down all thy streets: he shall slay thy people by the sword, and thy strong garrisons shall go down to the ground. Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra; ny olonao dia hovonoiny amin' ny sabatra, ary ny tsangambatonao mafy dia hianjera amin' ny tany. Ny lalam-benao rehetra, hohitsakitsahan' ny kitron-tsoavaliny; ny olonao, hovonoiny amin' ny sabatra, ary ny andrinao mafy, hazerany amin' ny tany. Des sabots de ses chevaux, il foulera toutes tes rues, il tuera ton peuple par l'épée, il jettera à terre tes stèles colossales.