<-
->

Jer / Jr 51:5 For Israel hath not been forsaken, nor Judah of his God, of the Lord of hosts; though their land was filled with sin against the Holy One of Israel. Fa Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely sy ny Joda, dia tsy hahafoy azy ho mpitondratena, na dia henika ny fahotany amin' ny Iray Masin' ny Isiraely aza ny taniny. Satria Israely sy Jodà tsy mba maty vady manana ny Andriamaniny Iavehn' ny tafika; ary ny tanin' ny Kaldeana feno ny ratsy nataony tamin' ilay Masin' Israely. Car Israël et Juda ne sont pas veuves de leur Dieu, Yahvé Sabaot, bien que leur pays soit plein de péché contre le Saint d' Israël.