<-
->

Jer / Jr 51:4 Thus the slain shall fall in the land of the Chaldeans, and they that are thrust through in her streets. Mba hiampatrampatra any amin' ny tanin' ny Kaldeana ny faty, ary izay voatrobaka dia hiampatrampatra any an-dalambeny. Aoka hisy maratra ho faty, lavo amin' ny tanin' ny Kaldeana, ary voatrobaka eny an-dalamben' i Babela. Des victimes tomberont au pays des Chaldéens, des transpercés dans les rues de Babylone.