<-
->

Jer / Jr 40:9 And Gedaliah the son of Ahikam the son of Shaphan sware unto them and to their men, saying, Fear not to serve the Chaldeans: dwell in the land, and serve the king of Babylon, and it shall be well with you. Ary Gedalia, zanak' i Ahikama, zanak' i Safana, dia nianiana taminy sy tamin' ny olona-peheziny nanao hoe: Aza matahotra hanompo ny Kaldeana; monena amin' ny tany, ka manompoa ny mpanjakan' i Babylona, dia hahita soa ianareo. Dia izao no nolazain' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, zanak' i Safàna tamin' izy ireo sy tamin' ireo olom-peheziny: Aza matahotra ny hanompo ny Kaldeana hianareo; monena amin' ny tany, manompoa ny mpanjakan' i Babilona, dia hahita soa hianareo. Godolias, fils d' Ahiqam, fils de Shaphân, leur fit un serment, à eux et à leurs hommes : "Ne craignez pas de servir les Chaldéens, restez au pays, servez le roi de Babylone et vous vous en trouverez bien.