<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 39:5 | But the |
Fa ny miaramilan' ny Kaldeana nanenjika azy ka nahatratra an' i Zedekia teny amin' ny tani-hay any Jeriko; ary nony azony izy, dia nentiny niakatra ho any amin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tao Ribla tao amin' ny tany Hamata; ka dia notsarainy tao izy. | Nenjehin' ny tafiky ny Kaldeana anefa izy ireo, ary tratrany teo amin' ny tany lemak' i Jerikao Sedesiasa. Dia noraisin' izy ireo izy ka nentiny niakatra ho any amin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, tao Rebla, amin' ny tanin' i Emata, ka namoaka teny fitsarana momba azy izy. | Mais les troupes chaldéennes les poursuivirent et atteignirent |