<-
->

Jer / Jr 38:23 So they shall bring out all thy wives and thy children to the Chaldeans: and thou shalt not escape out of their hand, but shalt be taken by the hand of the king of Babylon: and thou shalt cause this city to be burned with fire. Ny vadinao rehetra sy ny zanakao dia ho entina mivoaka ho any amin' ny Kaldeana; ary ianao tsy ho afa-mandositra ny tànany, fa ho azon' ny tanan' ny mpanjakan' i Babylona; ary noho ianao no handoroana ity tanàna ity amin' ny afo. Ny vady aman-janakao rehetra hoentina ao amin' ny Kaldeana, hianao koa tsy ho afa-mandositra azy ireo, fa ho azon' ny mpanjakan' i Babilona, ary hianao no nandoro ity tanàna ity. Oui, toutes tes femmes et tes enfants, on les mènera aux Chaldéens. Et toi, tu n'échapperas pas à leurs mains, mais tu seras prisonnier, dans la poigne du roi de Babylone. Quant à cette ville, elle sera incendiée."