<-
->

Jer / Jr 38:18 But if thou wilt not go forth to the king of Babylon' s princes, then shall this city be given into the hand of the Chaldeans, and they shall burn it with fire, and thou shalt not escape out of their hand. fa raha tsy mivoaka hanatona ny mpanapaky ny mpanjakan' i Babylona kosa ianao, dia hatolotra eo an-tànan' ny Kaldeana ity tanàna ity, sady hodorany amin' ny afo izy, ary tsy ho afa-mandositra ny tànany ianao. Fa raha tsy mivoaka hanatona ny lehiben' ny mpanjakan' i Babilona kosa hianao: ity tanàna ity hatolotra eo an-tànan' ny Kaldeana, ka hodorany; hianao kosa tsy ho afa-mandositra azy ireo. Mais si tu ne sors pas pour te rendre aux officiers du roi de Babylone, cette ville sera livrée aux mains des Chaldéens qui l' incendieront; quand à toi, tu n'échapperas pas à leurs mains."