<-
->

Jer / Jr 34:14 At the end of seven years let ye go every man his brother an Hebrew, which hath been sold unto thee; and when he hath served thee six years, thou shalt let him go free from thee: but your fathers hearkened not unto me, neither inclined their ear. Isam-pito taona samia mandefa ny Hebreo rahalahiny, izay namidy taminao; ka rehefa nanompo anao enin-taona izy, dia alefaso ho afaka; nefa ny razanareo tsy nihaino Ahy ka nanongilana ny sofiny. Samia hianareo mandefa ny Hebrio rahalahiny izay namidy taminy avy, rahefa afaka ny fito taona; enin-taona no hanompoany anao, dia halefanao ho afaka izy hiala ao aminao; tsy nihaino ahy anefa ny razanareo, na nanongilan-tsofina akory. "Au bout de sept années, chacun de vous libérera son frère hébreu qui se sera vendu à toi; six ans il sera ton esclave, puis tu le renverras libre de chez toi." Mais vos pères ne m' ont pas écouté et n' ont pas prêté l' oreille.