<-
->

Jer / Jr 21:9 He that abideth in this city shall die by the sword, and by the famine, and by the pestilence: but he that goeth out, and falleth to the Chaldeans that besiege you, he shall live, and his life shall be unto him for a prey. Izay mbola mitoetra eto amin' ity tanàna ity ihany dia ho fatin-tsabatra sy mosary ary areti-mandringana; fa izay mivoaka hanatona ny Kaldeana izay manao fahirano anareo kosa dia ho velona, ka ny ainy no ho babony. Izay mbola hitoetra amin' ity tanàna ity dia ho fatin' ny sabatra na ny mosary na ny pesta; izay hivoaka hanatona ireo Kaldeana manao fahirano anareo kosa dia ho velona ary hanana ny ainy ho babony. Qui restera dans cette ville mourra par l'épée, la famine et la peste; mais qui en sortira et se rendra aux Chaldéens, vos assaillants, vivra, il aura sa vie comme butin.