<-
->

Lev 6:11 And he shall put off his garments, and put on other garments, and carry forth the ashes without the camp unto a clean place. Ny lehilahy rehetra amin' ny zanak' i Arona no mahazo mihinana izany. Ho anjara mandrakizay ho an' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby avy amin' ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany; ho masina izay rehetra manendry izany. Ny lahy rehetra amin' ny zanak' i Aarona no hihinana amin' izany. Lalàna tsy tapaka hatrany amin' ny taranakareo izany, ny amin' ny fanatitra atao amin' ny afo, ho an' ny Tompo. Ho masina izay rehetra hikasika izany. Tout mâle d' entre les fils d' Aaron pourra manger cette part des mets de Yahvé c' est pour tous vos descendants une loi perpétuelle et tout ce qui y touche se trouvera consacré.