<-
->

Lev 4:22 When a ruler hath sinned, and done somewhat through ignorance against any of the commandments of the Lord his God concerning things which should not be done, and is guilty; Ary raha misy mpanapaka manota tsy nahy ka mandika ny anankiray amin' ny didin' i Jehovah Andriamaniny amin' izay tsy tokony hatao ka meloka, Raha mpifehy no nanota, nanao tsy nahy zavatra anankiray amin' izay noraran' ny Tompo Andriamaniny tsy hatao ka tonga meloka tamin' izany, A supposer qu' un chef pèche et fasse par inadvertance quelqu' une des choses interdites par les commandements de Yahvé son Dieu et se rende ainsi coupable