<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 4:18 | And he shall put some of the blood upon the horns of the altar which is before the |
Ary hangalany koa ny rà ka hatentiny eo amin' ny tandroky ny alitara izay eo anatrehan' i Jehovah, dia ilay ao anatin' ny trano-lay fihaonana, ary ny rà sisa rehetra dia haidiny eo ambodin' ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana, izay eo am-baravaran' ny trano-lay fihaonana. | hanentina rà ny tandroky ny otely, izay eo anatrehan' ny Tompo ao an-trano lay fihaonana, ary hanidina ny rà rehetra eo ambodin' ny otely fanaovan-tsorona dorana, izay eo anoloan' ny trano lay fihaonana. | Il déposera alors un peu de ce sang sur les cornes de l' autel qui se trouve devant |