<-
->

Lev 3:9 And he shall offer of the sacrifice of the peace offering an offering made by fire unto the Lord; the fat thereof, and the whole rump, it shall he take off hard by the backbone; and the fat that covereth the inwards, and all the fat that is upon the inwards, Ary hangalan' ireo ny fanati-pihavanana ka hateriny ho fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, dia ny hofany manontolo (faranana hatreo amin' ny faran' ny taolan-damosina no fanaisony izany) sy ny saborany, dia ny safodrorohany sy ny saboran-tsinainy Ny hatolony ho sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo amin' io sorom-pihavanana io dia ny saborany, ny hofany manontolo faranana hatreo amin' ny hazon-damosiny, ny sabora saron-tsinainy sy ny sabora rehetra miraikitra amin' ny tsinainy; De ce sacrifice de communion il offrira la graisse en mets consumé pour Yahvé : la queue entière qu' il détachera près du sacrum, la graisse qui couvre les entrailles, toute la graisse qui est au-dessus des entrailles,