<-
->

Lev 3:8 And he shall lay his hand upon the head of his offering, and kill it before the tabernacle of the congregation: and Aaron' s sons shall sprinkle the blood thereof round about upon the altar. Ary hametraka ny tànany amin' ny lohan' ny fanatiny izy, dia hamono azy eo anoloan' ny trano-lay fihaonana; ary ireo zanak' i Arona hanopy ny rà manodidina amin' ny lafin' ny alitara. Hametra-tànana eo ambonin' ny lohan' ny sorona izy sy hamono azy eo anoloan' ny trano lay fihaonana, ary ny zanak' i Aarona handraraka ny rà manodidina ao amin' ny otely. il posera la main sur la tête de la victime et l' immolera devant la Tente du Rendez-vous, puis les fils d' Aaron en répandront le sang sur le pourtour de l' autel.