<-
->

Lev 3:6 And if his offering for a sacrifice of peace offering unto the Lord be of the flock; male or female, he shall offer it without blemish. Ary raha ondry na osy no ateriny ho fanati-pihavanana ho an' i Jehovah, dia izay tsy misy kilema, na lahy na vavy, no hateriny. Raha biby madinika, lahy na vavy, no ateriny ho sorom-pihavanana amin' ny Tompo, dia izay tsy misy kilema no hateriny. Si c' est du petit bétail qu' il offre à titre de sacrifice de communion pour Yahvé, c' est un mâle ou une femelle sans défaut qu' il offrira.