<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 3:5 | And |
Ary ireo zanak' i Arona dia handoro izany ho fofona eo ambonin' ny alitara miaraka amin' ny fanatitra dorana izay eo ambonin' ny kitay eo amin' ny afo; dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah izany. | Hodoran' ny zanak' i Aarona izany hanetona eo ambonin' ny otely, eo ambonin' ny sorona dorana voapetraka eo ambony kitay hazo eo amin' ny afo. Sorona atao amin' ny afo izany, ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. | Les fils d' |