<-
->

Lev 26:46 These are the statutes and judgments and laws, which the Lord made between him and the children of Israel in mount Sinai by the hand of Moses. lreo no didy sy fitsipika ary lalàna izay nataon' i Jehovah ho aminy sy amin' ny Zanak Isiraely, teo an-tendrombohitra Sinay ka nampilazainy an' i Mosesy. Ireo no didy amam-pitsipika ary lalàna nataon' ny Tompo ho fifaneken' ny tenany sy ny zanak' Israely tao an-tendrombohitra Sinaia, tamin' ny alalan' i Moizy. Tels sont les décrets, les coutumes et les lois qu'établit Yahvé, entre lui et les Israélites, sur le mont Sinaï, par l' intermédiaire de Moïse.