<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:6 | And on the fifteenth day of the same month is the feast of unleavened bread unto the |
Ary ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' izany volana izany dia andro firavoravoana ho an' i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira. | Ary ny andro fahadimy ambin' ny folon' io volana io, dia fetin' ny mofo tsy misy lalivay, fankalazana an' ny Tompo; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy lalivay. | et le quinzième jour de ce mois, c' est la fête des |