<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:14 | And ye shall eat neither bread, nor parched corn, nor green ears, until the selfsame day that ye have brought an offering unto |
Ary aza mihinana mofo, na lango, na salohim-bary maitso, mandra-pahatongan' ny andro izay hitondranareo fanatitra ho an' Andriamanitrareo; ho lalàna mandrakizay amin' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby izany eny amin' izay fonenanareo rehetra. | Tsy hihina-mofo, na salohim-bary voaendy, na salohim-bary maitso hatramin' izany andro izany mandra-pitondranareo ny fanatitra ho an' ny Andriamanitrareo. Lalàna tsy tapaka ho an' ny taranakareo izany, any amin' ny tany rehetra honenanareo. | Vous ne mangerez pas de pain, épis grillés ou pain cuit, avant ce jour, avant d' avoir apporté l' offrande de |