<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 2:16 | And the priest shall burn the memorial of it, part of the beaten corn thereof, and part of the oil thereof, with all the frankincense thereof: it is an offering made by fire unto the |
Ary hodoran' ny mpisorona ho fofona ny fanati-pahatsiarovana avy amin' ny langony sy avy amin' ny diloilony ary ny ditin-kazo mani-pofona rehetra; dia fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah izany. | Ny sasany amin' ny vary voatoto sy ny diloilo ary ny emboka rehetra, dia hodoran' ny mpisorona hanetona ho fahatsiarovana. Sorona atao amin' ny afo ho an' ny Tompo izany. | et le prêtre en fera fumer le mémorial avec une partie du pain et de l' huile plus tout l' encens à titre de mets consumé pour |