<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 16:3 | Thus shall |
Ary izao no ho entin' i Arona, raha miditra ao amin' ny fitoerana masina izy: vantotr' ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana. | Ary izao no fomba harahin' i Aarona raha miditra ao amin' ny fitoerana masina izy: Haka vantotr' ombalahy iray izy, hatao sorona noho ny ota, ary ondralahy iray hatao sorona dorana. | Voici comment il pénétrera dans le sanctuaire : avec un taureau destiné à un sacrifice pour le péché et un bélier pour un holocauste. |