<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 14:31 | Even such as he is able to get, the one for a sin offering, and the other for a burnt offering, with the meat offering: and the priest shall make an atonement for him that is to be cleansed before the |
dia ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra dorana, mbamin' ny fanatitra hohanina; ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho an' ilay hodiovina eo anatrehan' i Jehovah. | ny iray ho sorona noho ny ota, ny iray ho sorona dorana, ombam-panatitra. Toy izany no hanaovan' ny mpisorona ny fanonerana ho an' izay midio, eo anatrehan' ny Tompo. | un sacrifice pour le péché et, de l' autre, un holocauste accompagné d' oblation - avec ce qu' il aura été en mesure de se procurer. Le prêtre aura fait ainsi le rite d' expiation devant |