<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 13:2 | When a man shall have in the skin of his flesh a rising, a scab, or bright spot, and it be in the skin of his flesh like the plague of leprosy; then he shall be brought unto |
Raha misy mamontsina eo amin' ny hoditry ny nofon' ny olona, na misy manako-pery na misy mifaritra mangirana, ka eo amin' ny hoditry ny nofony tahaka ny habokana izany, dia ho entina ho eo amin' i Arona mpisorona izy, na ho eo amin' izay iray amin' ny mpisorona, zanak' i Arona; | Raha mamontsina ny hoditry ny nofon' ny olona anankiray na misy anakandro na miseho hodi-potsy, ka tonga misy fery toy ny habokàna amin' ny hoditry ny nofony dia hoentina mankeo amin' i Aarona mpisorona izy, na eo amin' ny iray amin' ireo zanany, mpisorona. | S' il se forme sur la peau d' un homme une tumeur, une dartre ou une tache, un cas de lèpre de la peau est à prévoir. On le conduira à |