<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 10:6 | And |
Ary hoy Mosesy tamin' i Arona ary tamin' i Eleazara sy Itamara, zananilahy: Aza mirakaraka volo, na mandriatra ny akanjonareo, fandrao mba maty koa ianareo, sady hisy fahatezerana hahatratra ny olona rehetra; fa aoka ny rahalahinareo, dia ny taranak' Isiraely rehetra, no hitomany noho ny fahamaizana izay narehitr' i Jehovah. | Hoy Moizy tamin' i Aarona sy Eleazara ary Itamara: Aza avalenareo hirakaraka foana ny volon-dohanareo, ary aza triarinareo ny fanamianareo, fandrao dia maty hianareo, ary ho tratry ny hatezeran' ny Tompo ny fiangonana rehetra. Ny rahalahinareo sy ny taranak' Israely rehetra no aoka hitomany noho izao fandoroana narehitry ny Tompo izao. |