<-
->

Eks 22:1 If a man shall steal an ox, or a sheep, and kill it, or sell it; he shall restore five oxen for an ox, and four sheep for a sheep. Raha azo manamitrano ny mpangalatra ka asiana ho faty, dia tsy hisy valin-drà amin' izany; Raha misy olona mangalatra omby na zanak' ondry, ka mamono izany na mivarotra, dia honerany omby dimy ny omby iray ary zanak' ondry efatra ny zanak' ondry iray. Si le voleur surpris à percer un mur reçoit un coup mortel, son sang ne sera pas vengé.
Eks 22:2 If a thief be found breaking up, and be smitten that he die, there shall no blood be shed for him. fa raha tratry ny masoandro miposaka kosa izy, dia hisy valin-drà ihany amin' izany; hanonitra tokoa izy; ary raha tsy manana na inona na inona, dia hamidy izy noho ny halatra nataony. Raha misy mpangalatra azo manami-trano alina, ka voavely izy ka maty, dia tsy misy valin-drà amin' izany; Mais si le soleil était déjà levé, son sang sera vengé. Il devra restituer, et s' il n' a pas de quoi, on le vendra pour rembourser ce qu' il a volé.
Eks 22:3 If the sun be risen upon him, there shall be blood shed for him; for he should make full restitution; if he have nothing, then he shall be sold for his theft. Raha hita marina velona eo aminy ny halatra na omby, na boriky, na ondry, na osy, dia hanonitra roa heny izy. fa rahefa niposaka kosa ny masoandro dia hisy valin-drà ihany. Hanonitra ny mpangalatra; raha tsy manana na inona na inona izy dia ny tenany no amidy ho onitr' izay nangalariny; Si l' animal volé, boeuf, âne ou tête de petit bétail, est retrouvé vivant en sa possession, il restituera au double.
Eks 22:4 If the theft be certainly found in his hand alive, whether it be ox, or ass, or sheep; he shall restore double. Raha misy olona mampitondraka amin' ny voly na tanim-boaloboka, fa alefany handeha ny bibiny, ka homana ny volin' olona izany biby izany, dia amin' ny tsara indrindra ao amin' ny sahany, ary amin' ny tsara indrindra ao amin' ny tanim-boalobony, no hanonerany. ary raha mbola tratra velona eo an-tànany izay nangalariny, na omby na ampondra na ondry, dia honerany avo sasaka. " Si quelqu' un fait brouter un champ ou une vigne et laisse brouter le champ d' autrui, il restituera la partie broutée de ce champ d' après ce qu' il rapporte. S' il a laissé brouter le champ entier, il restituera sur la base de la meilleure récolte du champ ou de la vigne.
Eks 22:5 If a man shall cause a field or vineyard to be eaten, and shall put in his beast, and shall feed in another man' s field; of the best of his own field, and of the best of his own vineyard, shall he make restitution. Raha misy afo mirehitra ka mahazo ny tsilo, ka may ny antontam-bary, na ny vary maniry, na ny saha, dia hanonitra tokoa izay nampirehitra ny afo. Raha misy olona nanimba voly na tanim-boaloboka, fa nampitondraka ny bibiny tamin' ny sahan' olona dia honerany izany amin' izay tsara indrindra amin' ny voliny sy amin' izay tsara indrindra amin' ny tanim-boalobony. Si un feu prend et rencontre des buissons épineux et qu' il consume meules, moissons ou champs, l' auteur de l' incendie restituera ce qui a brûlé.
Eks 22:6 If fire break out, and catch in thorns, so that the stacks of corn, or the standing corn, or the field, be consumed therewith; he that kindled the fire shall surely make restitution. Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin' ny sasany ao amin' ny tranon' ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy. Raha misy afo mirehitra ka mahazo ny tsilo aloha, izay vao mandevona amboaram-bary koa, na vary tsy mbola voajinja, na saha, dia hanonitra izay nandrehitra ny afo. Si quelqu' un donne en garde à un autre de l' argent ou des objets, et qu' on les vole chez celui-ci, le voleur, si on le découvre, devra restituer au double.
Eks 22:7 If a man shall deliver unto his neighbour money or stuff to keep, and it be stolen out of the man' s house; if the thief be found, let him pay double. Fa raha tsy hita kosa ny mpangalatra, dia ho entina eo anatrehan' Andriamanitra ny tompon' ny trano mba hizahana na naninjitra ny tànany ka naka ny fananan' ny namany izy, na tsia. Raha misy nametra-bola na fanaka hotehirizin' ny namany, ka nangalarin' ny sasany tao an-tranon' ity namany izany: raha hita ny nangalatra dia hanonitra avo sasaka, Si on ne découvre pas le voleur, le maître de la maison s' approchera de Dieu pour attester qu' il n' a pas porté la main sur le bien de l' autre.
Eks 22:8 If the thief be not found, then the master of the house shall be brought unto the judges, to see whether he have put his hand unto his neighbour' s goods. Ny amin' ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very, izay ataon' olona ho azy, dia ho entina eo anatrehan' Andriamanitra ny tenin' izy roa tonta, koa izay helohih' Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an' ny namany. fa raha tsy hita ny mpangalatra, dia hiseho eo anatrehan' Andriamanitra ny tompon-trano, sao dia noraisin' ny tànany ihany ny fananan' ny namany. Dans toute cause litigieuse relative à un boeuf, à un âne, à une tête de petit bétail, à un vêtement ou à n' importe quel objet perdu dont on dit : "C' est bien lui", le différend sera porté devant Dieu. Celui que Dieu aura déclaré coupable restituera le double à l' autre.
Eks 22:9 For all manner of trespass, whether it be for ox, for ass, for sheep, for raiment, or for any manner of lost thing which another challengeth to be his, the cause of both parties shall come before the judges; and whom the judges shall condemn, he shall pay double unto his neighbour. Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa, ka maty izany, na maratra, na roahina ka tsy misy mahita, Na inona na inona zavatra ifandirana, na omby na ampondra na ondry na fitafiana, na zavatra inona na zavatra inona very, ka lazain' olona hoe: Izy indrindra ity, dia hoentina eo anatrehan' Andriamanitra ny tenin' izy roa tonta, ka izay hohelohin' Andriamanitra dia hanonitra avo sasaka ho an' ny namany. Si quelqu' un confie à la garde d' un autre un âne, un taureau, une tête de petit bétail ou tout autre animal, et que la bête crève, se brise un membre ou est enlevée sans témoins,
Eks 22:10 If a man deliver unto his neighbour an ass, or an ox, or a sheep, or any beast, to keep; and it die, or be hurt, or driven away, no man seeing it: dia fianianana amin' i Jehovah no hitsarana azy roa tonta, hahafantarana na efa naninjitra ny tànany ka naka ny fananan' ny namany ilay anankiray, na tsia; ary heken' ny tompony izany, dia tsy hisy onitra. Raha misy olona manome omby na ondry na biby hafa anankiray hotehirizin' ny namany, ka maty ilay biby na tapaka, na nisy naka, nefa tsy nisy nahita, un serment par Yahvé décidera entre les deux parties si le gardien a porté la main sur le bien de l' autre ou non. Le propriétaire prendra ce qui reste et le gardien n' aura pas à restituer.
Eks 22:11 Then shall an oath of the Lord be between them both, that he hath not put his hand unto his neighbour' s goods; and the owner of it shall accept thereof, and he shall not make it good. Fa raha nangalarina tany aminy tokoa izany, dia hanonitra ho an' ny tompon-javatra izy. dia ny fianianana amin' ny Tompo no hampanaovina amin' izy roa tonta hahalalàna raha noraisin' ny tànany ny fananan' ny namany, ary hanaiky izany ny tompom-biby, dia tsy hanonitra itsy anankiray. Mais si l' animal volé se trouvait auprès de lui, il le restituera à son propriétaire.
Eks 22:12 And if it be stolen from him, he shall make restitution unto the owner thereof. Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy. Raha tao aminy anefa no nangalarana ny biby, dia tsy maintsy manonitra amin' ny tompom-biby izy. Si l' animal est déchiqueté par une bête de proie, il apportera en témoignage l' animal déchiqueté et n' aura pas à restituer.
Eks 22:13 If it be torn in pieces, then let him bring it for witness, and he shall not make good that which was torn. Ary raha misy olona mindran-javatra amin' ny namany, ka simba na maty izany, nefa tsy mba teo aminy ny tompon-javatra, dia hanonitra tokoa izy. Ary raha voaviraviram-biby masiaka ny biby, izay sisa tsy laniny no hoentiny ho vavolombelona, dia tsy hanonitra ilay biby voaviravira izy. Si quelqu' un emprunte une bête à un autre et qu' elle se brise un membre ou crève en l' absence de son propriétaire, il devra restituer.
Eks 22:14 And if a man borrow ought of his neighbour, and it be hurt, or die, the owner thereof being not with it, he shall surely make it good. Fa raha teo aminy ihany ny tompon-javatra, dia tsy hanonitra izy; ary raha zavatra ahofa kosa, dia vitan' ny hofany izany. Raha misy olona mindram-biby amin' ny namany, ka tapaka na maty ilay biby tsy teo anatrehan' ny tompony, dia hisy onitra; Mais si le propriétaire est auprès de l' animal, il n' aura pas à restituer. Si le propriétaire est un loueur, il touchera son prix de louage.
Eks 22:15 But if the owner thereof be with it, he shall not make it good: if it be an hired thing, it came for his hire. Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny. fa raha teo anatrehan ny tompony kosa, tsy hisy onitra. Ary raha biby nohofany, dia ny hofany no ho solon' ny onitra. " Si quelqu' un séduit une vierge non encore fiancée et couche avec elle, il versera le prix et la prendra pour femme.
Eks 22:16 And if a man entice a maid that is not betrothed, and lie with her, he shall surely endow her to be his wife. Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina. Raha misy lehilahy manakojikojy zazavavy tsy foafofo ka mandry aminy dia handoa ny hajam-bolany izy ka hanambady azy. Si son père refuse de la lui donner, il versera une somme équivalente au prix fixé pour les vierges.
Eks 22:17 If her father utterly refuse to give her unto him, he shall pay money according to the dowry of virgins. Aza velomina ny vehivavy manana ody. Ary raha lavin-drainy ny hanambadiany azy, dia ny vola fanome amin' ny zazavavy virijiny no haloany. " Tu ne laisseras pas en vie la magicienne.
Eks 22:18 Thou shalt not suffer a witch to live. Izay rehetra mandry amin' ny biby dia hatao maty tokoa. Aza velomina izay zazavavy mpanao ody. Quiconque s' accouple avec une bête sera mis à mort.
Eks 22:19 Whosoever lieth with a beast shall surely be put to death. Izay mamono zavatra hatao fanatitra amin' ny andriamanitra hafa, afa-tsy amin' i Jehovah ihany, dia ho voaozona. Ataovy maty izay olona miray amin' ny biby. Qui sacrifie à d' autres dieux sera voué à l' anathème.
Eks 22:20 He that sacrificeth unto any god, save unto the Lord only, he shall be utterly destroyed. Ary aza manao izay sarotra amin' ny vahiny, na mampahory azy; fa ela mba vahiny tany amin' ny tany Egypta ihany ianareo. Ataovy anatema izay manolotra sorona amin' ny andriamanitra, fa tsy amin' ny Tompo irery. Tu ne molesteras pas l'étranger ni ne l' opprimeras, car vous-mêmes avez été étrangers dans le pays d'Égypte.
Eks 22:21 Thou shalt neither vex a stranger, nor oppress him: for ye were strangers in the land of Egypt. Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty akory ianareo. Aza ratsy fitondra vahiny na mampahory azy, fa efa mba vahiny tany amin' ny tany Ejipta koa hianao. Vous ne maltraiterez pas une veuve ni un orphelin.
Eks 22:22 Ye shall not afflict any widow, or fatherless child. Fa raha mampahory azy na amin' inona na amin' inona ianao, ka mitaraina amiko izy, dia hihaino ny fitarainany tokoa Aho, Aza manao izay hampalahelo ny mpitondra tena sy ny kamboty; Si tu le maltraites et qu' il crie vers moi, j'écouterai son cri ;
Eks 22:23 If thou afflict them in any wise, and they cry at all unto me, I will surely hear their cry; ka hirehitra ny fahatezerako, ary hamono anareo amin' ny sabatra Aho; dia mba ho mpitondratena ny vadinareo, ary ho kamboty kosa ny zanakareo. fa raha manao izay mampalahelo ireny hianao, dia hitaraina amiko izy, ka hohenoiko ny fitarainany; ma colère s' enflammera et je vous ferai périr par l'épée ; vos femmes seront veuves et vos fils orphelins.
Eks 22:24 And my wrath shall wax hot, and I will kill you with the sword; and your wives shall be widows, and your children fatherless. Raha mampisambo-bola ny oloko izay malahelo eo aminao ianao, dia tsy ho toy ny mpampanana vola aminy; fa tsy hampandoa zana-bola azy ianao. hirehitra ny fahatezerako ka haringako amin' ny sabatra hianareo; ary ny vadinareo ho mpitondra tena, ny zanakareo ho kamboty. Si tu prêtes de l' argent à un compatriote, à l' indigent qui est chez toi, tu ne te comporteras pas envers lui comme un prêteur à gages, vous ne lui imposerez pas d' intérêts.
Eks 22:25 If thou lend money to any of my people that is poor by thee, thou shalt not be to him as an usurer, neither shalt thou lay upon him usury. Raha maka ny lamban' ny namanao ho tsatòka ianao, dia hampodinao aminy izany, raha mbola tsy milentika ny masoandro. Raha mampisambo-bola olona amin' ny vahoakako hianao, amin' ny mahantra eo aminao, aza mitsangan-ko mpànana vola aminy, aza maka zana-bola aminy. Si tu prends en gage le manteau de quelqu' un, tu le lui rendras au coucher du soleil.
Eks 22:26 If thou at all take thy neighbour' s raiment to pledge, thou shalt deliver it unto him by that the sun goeth down: Fa izany ihany no firakofany sady fitafiany amin' ny hodiny, ka inona no ho entiny mandry? ary raha mitaraina amiko izy, dia hohenoiko, fa mamindra fo Aho. Raha alainao ho antoka ny kapaotin' ny namanao dia avereno aminy alohan' ny maty masoandro, C' est sa seule couverture, c' est le manteau dont il enveloppe son corps, dans quoi se couchera-t-il ? S' il crie vers moi je l'écouterai, car je suis compatissant, moi !
Eks 22:27 For that is his covering only, it is his raiment for his skin: wherein shall he sleep? and it shall come to pass, when he crieth unto me, that I will hear; for I am gracious. Aza miteny ratsy an' Andriamanitra ianao, na manozona ny mpanapaka ny firenenao. fa iny no hany firakofany, iny no fitafiana anaronany ny vatany, ka inona ary no hentiny mandry? Raha mitaraina amiko izy, hohenoiko ny fitarainany, fa antra olona aho. Tu ne blasphémeras pas Dieu ni ne maudiras un chef de ton peuple.
Eks 22:28 Thou shalt not revile the gods, nor curse the ruler of thy people. Aza atao ela vao manatitra ny santatry ny vokatrao sy ny fisotronao; ny matoa amin' ny zanakao-lahy dia omeo Ahy. Aza miteny ratsy an' Andriamanitra, na manozona ny filohany amin' ny firenena. " Ne diffère pas d' offrir de ton abondance et de ton surplus. Le premier-né de tes fils, tu me le donneras.
Eks 22:29 Thou shalt not delay to offer the first of thy ripe fruits, and of thy liquors: the firstborn of thy sons shalt thou give unto me. Izao no hataonao amin' ny ombinao sy ny ondry aman' osinao; hafitoana no hitoerany ao amin' ny reniny; ary amin' ny andro fahavalo no hanateranao azy ho Ahy. Aza milasilasy amin' ny fanaterana amiko ny voaloham-bokatry ny varinao sy ny voalobokao. Atolory ahy ny lahimatoa amin' ny zanakao lahy. Tu feras de même pour ton gros et ton petit bétail : pendant sept jours il restera avec sa mère, le huitième jour tu me le donneras.
Eks 22:30 Likewise shalt thou do with thine oxen, and with thy sheep: seven days it shall be with his dam; on the eighth day thou shalt give it me. Ary ho olona masina ho Ahy ianareo, koa izay hena voaviraviram-biby any an-tsaha dia tsy hohaninareo; fa harianareo ho an' ny amboa izany. Ataovy toy izany koa ny voalohan-teraky ny omby aman' ondrinao; hafitoana no hiarahany amin-dreniny dia haterinao ho ahy izy amin' ny andro fahavalo. Vous serez pour moi des hommes saints. Vous ne mangerez pas la viande d' une bête déchiquetée par un fauve dans la campagne, vous la jetterez aux chiens.
Eks 22:31 And ye shall be holy men unto me: neither shall ye eat any flesh that is torn of beasts in the field; ye shall cast it to the dogs. Ho olona masina ho ahy hianareo; aza mihinan-kena voaviraviram-biby hita any an-tsaha, fa atsipazo ho an' ny amboa ireny.

<-
->