<-
->

Isa / Iz 66:1 Thus saith the Lord, The heaven is my throne, and the earth is my footstool: where is the house that ye build unto me? and where is the place of my rest? Izao no lazain' i Jehovah: Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? Ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako ? Izao no lazain' ny Tompo: Ny lanitra no seza fiandrianako; ary ny tany no fitoeran-tongotro. Ka trano inona no hataonareo ho ahy, ary fitoerana manao ahoana no ho fitsaharako? Ainsi parle Yahvé : Le ciel est mon trône, et la terre l' escabeau de mes pieds. Quelle maison pourriez-vous me bâtir, et quel pourrait être le lieu de mon repos,
Isa / Iz 66:2 For all those things hath mine hand made, and all those things have been, saith the Lord: but to this man will I look, even to him that is poor and of a contrite spirit, and trembleth at my word. Fa izao zavatra izao no nataon' ny tanako. Ka dia ary izao rehetra izao, hoy Jehovah; Nefa izao no olona hotsinjoviko, Dia izay malahelo sy torotoro fanahy Sady mangovitra noho ny teniko. Izao rehetra izao nataon' ny tanako avokoa; ka izany no nahatonga azy ho misy; - teny marin' ny Tompo. Izao no olona tsinjoviko, dia izay manetry tena sy torotoro fo, ary mangovitra amin' ny teniko. quand tout cela, c' est ma main qui l' a fait, quand tout cela est à moi, oracle de Yahvé! Mais celui sur qui je porte les yeux, c' est le pauvre et l' humilié, celui qui tremble à ma parole.
Isa / Iz 66:3 He that killeth an ox is as if he slew a man; he that sacrificeth a lamb, as if he cut off a dog' s neck; he that offereth an oblation, as if he offered swine' s blood; he that burneth incense, as if he blessed an idol. Yea, they have chosen their own ways, and their soul delighteth in their abominations. Izay mamono omby dia hoatra ny mamono olona; Izay mamono ondry hatao fanatitra dia hoatra ny mamolaka ny vozon' alika; Izay manatitra fanatitra hohanina dia hoatra ny manatitra ran-kisoa; Izay mandoro ditin-kazo mani-pofona ho fanati-pahatsiarovana dia hoatra ny misaotra ny sampy. Eny, tahaka ny nifidianan' ireny ny halehany, Sy ny nifalian' ny fanahiny tamin' ny fahavetavetany, Fa izay mamono omby, hoatra ny mamono olona; izay manao sorona ondry, hoatra ny manendaka alika; izay manolotra fanatitra, hoatra ny manatitra ran-kisoa; izay mandoro emboka, hoatra ny misaotra ny sampy. Tahaka ny ifidianany ny làlany, sy ankasitrahan' ny fanahiny ny fahavetavetany, On sacrifie le boeuf, on abat un homme; on immole l' agneau, on assomme un chien; on présente une offrande, c' est du sang de porc; on fait un mémorial d' encens, une bénédiction abominable; tous ces gens ont choisi leurs voies, et leur âme se complaît dans leurs horreurs.
Isa / Iz 66:4 I also will choose their delusions, and will bring their fears upon them; because when I called, none did answer; when I spake, they did not hear: but they did evil before mine eyes, and chose that in which I delighted not. Dia tahaka izany kosa no hifidianako ny fampahoriana azy, Sy handatsahako ny fahatahorany ho aminy, Satria niantso Aho, fa tsy nisy namaly, Niteny Aho, fa tsy nihaino izy; Fa nanao izay ratsy eo imasoko, Ary izay tsy sitrako no nofidiny. toy izany koa aho hifidy ny fampahoriana azy sy hampianjera amin' izy ireo ny zavatra atahorany, satria niantso aho, fa tsy nisy namaly; niteny aho, fa tsy nohenoin' izy ireo; izay ratsy eo imasoko no nataony; ary izay tsy sitrako no nofidiny. Moi aussi, j' ai plaisir à me moquer d' eux, j' amènerai sur eux ce qu' ils redoutent, parce que j' ai appelé et nul n' a répondu, j' ai parlé et nul n' a entendu; ils ont fait ce qui est mal à mes yeux, ils ont pris plaisir à ce qui me déplaît.
Isa / Iz 66:5 Hear the word of the Lord, ye that tremble at his word; Your brethren that hated you, that cast you out for my name' s sake, said, Let the Lord be glorified: but he shall appear to your joy, and they shall be ashamed. Mihainoa ny tenin' i Jehovah, Hianareo izay mangovitra noho ny teniny! Hoy ny rahalahinareo izay mankahala anareo, Ka mandroaka anareo noho ny amin' ny anarako: Hampiseho ny voninahiny anie Jehovah, Mba ho faly mahita ny fifalianareo izahay! Kanefa ireny ho menatra kosa. Mihainoa ny tenin' ny Tompo, hianareo izay mangovitra amin' ny teniny: Niteny ireo rahalahinareo izay mankahala anareo, sady nandroaka anareo noho ny amin' ny anarako, nanao hoe: Aoka hasehon' ny Tompo ny voninahiny, mba hahitanay ny fifalianareo! Kanefa izy ireo no ho menatra. Écoutez la parole de Yahvé, vous qui tremblez à sa parole. Ils ont dit, vos frères qui vous haïssent et vous rejettent à cause de mon nom : " Que Yahvé manifeste sa gloire, et que nous soyons témoins de votre joie ", mais c' est eux qui seront confondus!
Isa / Iz 66:6 A voice of noise from the city, a voice from the temple, a voice of the Lord that rendereth recompence to his enemies. Injany! horakoraka any an-tanàna, Ary feo ao amin' ny tempoly, Dia feon' i Jehovah izay mamaly ny ataon' ny fahavalony. Injany misy kotroka sy hahohaho avy any amin' ny tanàna, ary horakoraka avy ao an-tempoly! dia ny feon' ny Tompo, mandoa ny karaman' ireo fahavalony izany. Une voix, une rumeur qui vient de la ville, une voix qui vient du sanctuaire, la voix de Yahvé qui paie leur salaire à ses ennemis.
Isa / Iz 66:7 Before she travailed, she brought forth; before her pain came, she was delivered of a man child. Fony mbola tsy nihetsi-jaza aza izy, dia niteraka; Fony mbola tsy nanaintaina aza izy, dia velon-jazalahy. Mbola tsy nihetsi-jaza izy, dia efa niteraka; mbola tsy nanaintaina akory, dia efa velon-jazalahy! Avant d'être en travail elle a enfanté, avant que viennent les douleurs elle a accouché d' un garçon.
Isa / Iz 66:8 Who hath heard such a thing? who hath seen such things? Shall the earth be made to bring forth in one day? or shall a nation be born at once? for as soon as Zion travailed, she brought forth her children. Iza akory no efa nandre zavatra toy izany? Iza no efa nahita zavatra toy izany? Hisy tany hateraka indray andro va, Na firenena azo atao indray miteraka? Fa raha vao narary hiteraka Ziona, dia velon-jaza izy. Zovy no mba efa nandre izay toy izany, zovy no mba efa nahita izay tahaka izany. Misy tany iray teraka indray andro va? na firenena iray natao indray niteraka? no vao nihetsi-jaza Siona dia niteraka ireo zanany? Qui a jamais entendu rien de tel ? Qui a jamais vu chose pareille ? Peut-on mettre au monde un pays en un jour ? Enfante-t-on une nation en une fois ? A peine était-elle en travail que Sion a enfanté ses fils.
Isa / Iz 66:9 Shall I bring to the birth, and not cause to bring forth? saith the Lord: shall I cause to bring forth, and shut the womb? saith thy God. Izaho moa hahatonga ho eo amin' ny fiterahana ka tsy hampiteraka va? hoy Jehovah; Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? hoy Andriamanitrao. Hanokatra ny fiterahana va aho, ka tsy hampiteraka? hoy Iaveh; sa izaho izay mampiteraka indray no hisakana tsy hiteraka: hoy ny Andriamanitrao. Ouvrirais-je le sein pour ne pas faire naître ? dit Yahvé. Si c' est moi qui fais naître, fermerai-je le sein ? dit ton Dieu.
Isa / Iz 66:10 Rejoice ye with Jerusalem, and be glad with her, all ye that love her: rejoice for joy with her, all ye that mourn for her: Miaraha mifaly amin' i Jerosalema, Ary miravoravoa aminy ianareo rehetra izay tia azy; Aoka hiara-mifaly aminy tokoa Hianareo rehetra izay malahelo noho ny aminy, Miaraha mifaly amin' i Jerosalema hianareo, ary miravoravoa noho ny aminy, hianareo rehetra tia azy. Ary aoka hiara-mientan-kafaliana aminy avokoa, hianareo nitomany azy; Réjouissez-vous avec Jérusalem, exultez en elle, vous tous qui l' aimez, soyez avec elle dans l' allégresse, vous tous qui avez pris le deuil sur elle,
Isa / Iz 66:11 That ye may suck, and be satisfied with the breasts of her consolations; that ye may milk out, and be delighted with the abundance of her glory. Mba hinonoanareo sy hivokisanareo amin' ny nonony mahafaly, Eny, mba higoka ianareo, Ka hiravoravo amin' ny haben' ny voninahiny. mba hinonoanareo sy hivokisanareo, amin' ny nonon' ny fampiononany; ary mba hankafizanareo amim-pahafinaretana, ny hafenoan' ny voninahiny. afin que vous soyez allaités et rassasiés par son sein consolateur, afin que vous suciez avec délices sa mamelle plantureuse.
Isa / Iz 66:12 For thus saith the Lord, Behold, I will extend peace to her like a river, and the glory of the Gentiles like a flowing stream: then shall ye suck, ye shall be borne upon her sides, and be dandled upon her knees. Fa izao no lazain' i Jehovah: Indro, hitarihako fiadanana tahaka ny ony izy, Ary ny voninahitry ny firenena tahaka ny renirano tondraka, Ka hinono ianareo; Ary hosakalehina ianareo sady hohindrahindraina eo ambony lohalika. Satria izao no lazain' ny Tompo: Indro hataoko misononoka eo aminy, ny fiadanana hoatra ny ony, sy ny voninahitry ny firenena, hoatra ny renirano tondraka; ka hianareo dia hampinonoina, hotrotroina, ary hosafosafoina eo am-pofoana. Car ainsi parle Yahvé : Voici que je fais couler vers elle la paix comme un fleuve, et comme un torrent débordant, la gloire des nations. Vous serez allaités, on vous portera sur la hanche, on vous caressera en vous tenant sur les genoux.
Isa / Iz 66:13 As one whom his mother comforteth, so will I comfort you; and ye shall be comforted in Jerusalem. Tahaka ny olona ampiononin-dreniny no hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo. Hoatra ny olona alan-dreniny alahelo, no hanalako alahelo anareo, ka dia ho afak' alahelo ao Jerosalema hianareo. Comme celui que sa mère console, moi aussi, je vous consolerai, à Jérusalem vous serez consolés.
Isa / Iz 66:14 And when ye see this, your heart shall rejoice, and your bones shall flourish like an herb: and the hand of the Lord shall be known toward his servants, and his indignation toward his enemies. Dia hahita izany ianareo, ka ho faly ny fonareo, Ary ny taolanareo ho tsara fitombo tahaka ny ahi-matiso; Ary ny tànan' i Jehovah dia ataony fantatry ny mpanompony, Fa ho tezitra amin' ny fahavalony kosa Izy. Hahita izany hianareo, ka ho faly ny fonareo, ary hahazo aina indray hoatra ny ahi-maitso ny taolanareo. Hataon' ny tanan' ny Tompo izay hahalalan' ny mpanompony azy, sy hahalalan' ny fahavalony kosa ny fahatezerany. A cette vue votre coeur sera dans la joie, et vos membres reprendront vigueur comme l' herbe; la main de Yahvé se fera connaître à ses serviteurs et sa colère à ses ennemis.
Isa / Iz 66:15 For, behold, the Lord will come with fire, and with his chariots like a whirlwind, to render his anger with fury, and his rebuke with flames of fire. Fa, indro, Jehovah ho avy amin' ny afo, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Mba hanao famaliana amin' ny fahatezerany mirehitra, Sy ny fitenenany mafy amin' ny lelafo. Satria indro Iaveh tamy ao amin' ny afo; ary ny kalesiny dia sahala amin' ny tadio, hamoaka ny fahatezerany amim-pirehetana, sy ny fandrahonany amin' ny afo midedadeda. Car voici que Yahvé arrive dans le feu, et ses chars sont comme l' ouragan, pour assouvir avec ardeur sa colère et sa menace par des flammes de feu.
Isa / Iz 66:16 For by fire and by his sword will the Lord plead with all flesh: and the slain of the Lord shall be many. Fa ny afo sy ny sabany no ho entin' i Jehovah hifandahatra amin' ny nofo rehetra; Ary ho maro ny voaringan' i Jehovah. Fa amin' ny afo no anaovan' ny Tompo ny fitsarana, ary ny sabany no ampiharany azy amin' ny nofo rehetra; ary maro no ho voagorobak' Iaveh. Car par le feu, Yahvé se fait juge, par son épée, sur toute chair; nombreuses seront les victimes de Yahvé.
Isa / Iz 66:17 They that sanctify themselves, and purify themselves in the gardens behind one tree in the midst, eating swine' s flesh, and the abomination, and the mouse, shall be consumed together, saith the Lord. Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao an-tanimboly, Ka manaraka ny iray ao afovoany, Ary mihinana ny henan-kisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy; Dia hiaraka ho levona avokoa, hoy Jehovah. Izay manokan-tena sy mandio tena ho ao an-tanimboly, eo ivohon' ilay iray efa mijoro eo afovoany, izay mihinana henan-kisoa sy ny zava-betaveta mbamin' ny totozy, dia hiara-devona avokoa, - teny marin' ny Tompo. Ceux qui se sanctifient et se purifient pour entrer dans les jardins, derrière quelqu' un qui se tient au centre, qui mangent de la chair de porc, des choses abominables et du rat, d' un même coup finiront, oracle de Yahvé, leurs actions et leurs pensées.
Isa / Iz 66:18 For I know their works and their thoughts: it shall come, that I will gather all nations and tongues; and they shall come, and see my glory. Fa Izaho dia hamaly ny asany sy ny heviny, Ho avy ny hamoriana ny jentilisa rehetra sy ny samy hafa fiteny; Dia ho avy ireo ka hahita ny voninahitro. Fa izaho mahalala ny asany aman-kevitr' izy ireo! Tonga ny fotoana hamoriana ny firenena rehetra mbamin' ny samihafa fiteny rehetra. Ho avy izy ireo ka hahita ny voninahitro, Mais moi je viendrai rassembler toutes les nations et toutes les langues, et elles viendront voir ma gloire.
Isa / Iz 66:19 And I will set a sign among them, and I will send those that escape of them unto the nations, to Tarshish, Pul, and Lud, that draw the bow, to Tubal, and Javan, to the isles afar off, that have not heard my fame, neither have seen my glory; and they shall declare my glory among the Gentiles. Ary hasiako famantarana eo aminy, Ary izay afaka mandositra dia hirahiko ho any amin' ny jentilisa, Dia ho any Tarsisy sy Pola ary Lydia, izay manenjana tsipìka, Ary ho any Tobala sy Javana, Dia ho any amin' ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako; Na nahita ny voninahitro, Ary hitory ny voninahitro any amin' ny jentilisa izy. ary hanao fahagagana eo amin' izy ireo aho. Ary ny afa-nandositra taminy dia hanirahako ho any amin' ny firenena, any Tarsisa, Fola, Loda mpandefa zana-tsipika, Tobala sy Javana, ary any amin' ireo nosy lavitra, tsy mbola nandre ny lazako akory, na nahita ny voninahitro; dia hitory ny voninahitro any amin' ny firenena ireo. Je mettrai chez elles un signe et j' enverrai de leurs survivants vers les nations : vers Tarsis, Put, Lud, Méshek, Tubal et Yavân, vers les îles éloignées qui n' ont pas entendu parler de moi, et qui n' ont pas vu ma gloire. Ils feront connaître ma gloire aux nations,
Isa / Iz 66:20 And they shall bring all your brethren for an offering unto the Lord out of all nations upon horses, and in chariots, and in litters, and upon mules, and upon swift beasts, to my holy mountain Jerusalem, saith the Lord, as the children of Israel bring an offering in a clean vessel into the house of the Lord. Ary hitondra ny rahalahinareo rehetra izy, Avy any amin' ny jentilisa rehetra ho fanatitra ho an' i Jehovah, Mitaingin-tsoavaly sy ao anaty kalesy sy filanjana, Ary mitaingina ampondra sy rameva haingam-pandeha ho any Jerosalema tendrombohitro masina, hoy Jehovah, Dia tahaka ny fitondran' ny Zanak' Isiraely ny fanatitra hohanina ao anatin' ny vilia madio ho any an-tranon' i Jehovah; Ny rahalahinao rehetra dia naverin' izy ireo, avy amin' ny firenena rehetra, ho fanatitra ho an' ny Tompo; haveriny mitaingin-tsoavaly, ambony kalesy, am-pilanjana, mitaingina mole aman-drameva, ho ao amin' ny tendrombohitro masina, ho any Jerosalema, hoy Iaveh, toy ny itondran' ny zanak' Israely ny fanatitra ao anaty lovia madio, any an-tranon' ny Tompo. et de toutes les nations ils ramèneront tous vos frères en offrande à Yahvé, sur des chevaux, en char, en litière, sur des mulets et des chameaux, à ma montagne sainte, Jérusalem, dit Yahvé, comme les Israélites apportent les offrandes à la Maison de Yahvé dans des vases purs.
Isa / Iz 66:21 And I will also take of them for priests and for Levites, saith the Lord. Ary avy amin' ireo aza no hakako ho mpisorona sy Levita, hoy Jehovah. Ary misy halaiko aza amin' izy ireo, ho mpisorona sy levita, hoy Iaveh. Et de certains d' entre eux je me ferai des prêtres, des lévites, dit Yahvé.
Isa / Iz 66:22 For as the new heavens and the new earth, which I will make, shall remain before me, saith the Lord, so shall your seed and your name remain. Fa tahaka ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao, izay hataoko, no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, Dia toy izany ny haharetan' ny taranakareo sy ny anaranareo. Fa tahaka ny lanitra vaovao, sy ny tany vaovao efa hohariko, haharitra eo anatrehako, - teny marin' ny Tompo, no haharetan' ny taranakareo sy ny anaranareo. Car, de même que les cieux nouveaux et la terre nouvelle que je fais subsistent devant moi, oracle de Yahvé, ainsi subsistera votre race et votre nom.
Isa / Iz 66:23 And it shall come to pass, that from one new moon to another, and from one sabbath to another, shall all flesh come to worship before me, saith the Lord. Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tsabata; Dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah. Isaky ny voalohan' ny volana, isaky ny voalohan' ny volana, sy isan-tsabata, isan-tsabata, ho avy hiankohoka eo anatrehako ny nofo rehetra, hoy Iaveh. De nouvelle lune en nouvelle lune, et de sabbat en sabbat, toute chair viendra se prosterner devant ma face, dit Yahvé.
Isa / Iz 66:24 And they shall go forth, and look upon the carcases of the men that have transgressed against me: for their worm shall not die, neither shall their fire be quenched; and they shall be an abhorring unto all flesh. Ary hivoaka izy ireny ka hijery ny fatin' ny olona izay efa niodina tamiko; Fa ny kankany tsy ho faty, ary ny afony tsy hovonoina, Ary hataon' ny nofo rehetra ho fahavetavetana izy. Ary rehefa mivoaka izy ireo, dia hahita ny fatin' ireo olona niodina tamiko; fa ny kankan' ireny tsy ho faty ny afony tsy ho vonoina, ary izy dia ho zava-maharikoriko amin' ny nofo rehetra. Et on sortira pour voir les cadavres des hommes révoltés contre moi, car leur ver ne mourra pas et leur feu ne s'éteindra pas, ils seront en horreur à toute chair.

<-
->