<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 65:7 | Your iniquities, and the iniquities of your fathers together, saith the |
Ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy Jehovah, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra ary nihaika Ahy teny amin' ny havoana; eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. | ny helokareo mbamin' ny heloky ny razanareo, hoy Iaveh, ny razanareo izay nandotra emboka, teny an-tendrombohitra, sy naniratsira ahy teny amin' ny havoana; hafatrako ao an-tratrany, ny valin' ny fitondra-tena nataony. | puni vos fautes et les fautes de vos pères, toutes ensemble, dit |