<-
->

Isa / Iz 59:6 Their webs shall not become garments, neither shall they cover themselves with their works: their works are works of iniquity, and the act of violence is in their hands. Ny tranon-kalany tsy azo atao fitafiana, ary ny asany tsy mahatafy azy; ny asany dia asa fampahoriana, ary asan-doza no eo an-tànany. Ny tenona ataony tsy azo itafiana; ary ny taozavany tsy azo irakofana; fa asa mahameloka ny asany, ary asa mandoza no ao an-tànany. Leurs toiles ne feront pas un vêtement, ils ne pourront se vêtir de leurs oeuvres; leurs oeuvres sont des oeuvres mauvaises, les actes de violence sont dans leurs mains.