<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 43:14 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Mpanavotra anareo, dia ny Iray Masin' ny Isiraely: Noho ny aminareo no nanirahako tany Babylona, ary hampidiniko izy rehetra mbamin' ny Kaldeana ho mpandositra ho any amin' ny sambo izay efa nifaliany. | Izao no lazain' ny Tompo, mpanavotra anareo, ilay Masin' Israely: Noho ny aminareo, dia naniraka hamely an' i Babilona aho, ka hataoko vaky mandositra avokoa izy ireo, dia ny Kaldeana, ka hidina any amin' ny sambo ireharehany fatratra! | Ainsi parle |