<-
->

Si 50:16 Ireo taranak' i Aarona amin' izany nihoby, nitsoka ny trompetrany vita amin' ny vy voatefy, ary nandefa horaka mikotrokotroka, ho fahatsiarovana eo anatrehan' ny Avo Indrindra. Alors les fils d' Aaron poussaient des cris, sonnaient de leurs trompettes de métal massif et faisaient entendre un son puissant, comme un mémorial devant le Très-Haut.