<-
->

Mtt / Koh 12:5 Also when they shall be afraid of that which is high, and fears shall be in the way, and the almond tree shall flourish, and the grasshopper shall be a burden, and desire shall fail: because man goeth to his long home, and the mourners go about the streets: ary koa, hatahotra ny fiakarana izy, ary toa hisy zava-mahatahotra eny an-dalana; ary hamony ny hazo amygdala, ary ny valala aza ho tonga mavesatra, ary ny voan-tsimperifery aza tsy hanan-kery intsony fa mandroso ho any amin' ny tranony mandrakizay ny olona, ary ny mpisaona mandehandeha eny an-dalambe amin' izay atahoran' ny olona ny eny amin' ny fitoerana avo, izay ivadihan' ny olona fo eny an-dalambe, amin' izay amonian' ny amandie, sy ahatongavan' ny valala ho mavesatra, ary tsy hisy asany intsony ny kapra, fa miainga ho any amin' ny fonenany mandrakizay ny olona, ary mitety ny arabe ny mpitomany; Quand on redoute la montée et qu' on a des frayeurs en chemin. Et l' amandier est en fleur, et la sauterelle est pesante, et la câpre perd son goût. Tandis que l' homme s' en va vers sa maison d'éternité et les pleureurs tournent déjà dans la rue.