<-
->

Oha / Oh 3:15 She is more precious than rubies: and all the things thou canst desire are not to be compared unto her. Sarobidy noho ny voahangy izy; Ary izay rehetra irinao tsy misy azo ampitahaina aminy. Sarobidy noho ny voahangy izy, ary tsy misy mitovy aminy izay firavakao rehetra. Elle est précieuse plus que les perles, rien de ce que tu désires ne l'égale.