<-
->

Sal 15:1 Lord, who shall abide in thy tabernacle? who shall dwell in thy holy hill? Salamo nataon' i Davida. Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin' ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina? Iaveh ô, iza no honina ao an-dainao? Zovy no hitoetra ao an-tendrombohitrao masina? Psaume. De David. Yahvé, qui logera sous ta tente, habitera sur ta sainte montagne?
Sal 15:2 He that walketh uprightly, and worketh righteousness, and speaketh the truth in his heart. Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony; Izay mandeha amin' ny tsy fananan-tsiny, izay manaraka ny rariny, ka milaza ny marina ao am-pony. Celui qui marche en parfait, celui qui agit en juste et dit la vérité de son coeur,
Sal 15:3 He that backbiteth not with his tongue, nor doeth evil to his neighbour, nor taketh up a reproach against his neighbour. Tsy manendrikendrika amin' ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany, Tsy manendrikendrika amin' ny lelany izy, tsy manisy ratsy ny rahalahiny, tsy manala baraka ny namany. sans laisser courir sa langue; qui ne lèse en rien son frère, ne jette pas d' opprobre à son prochain,
Sal 15:4 In whose eyes a vile person is contemned; but he honoureth them that fear the Lord. He that sweareth to his own hurt, and changeth not. Tsy manaja ny ratsy fanahy, fa manome voninahitra ny matahotra an' i Jehovah; tsy mivadika amin' ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza, Ny voaheloka no mendrika halam-baraka eo imasony; fa ny matahotra an' ny Tompo kosa omeny voninahitra. Raha nanao fianianana mamono antoka azy izy, tsy ivadihany izany. méprise du regard le réprouvé, mais honore les craignants de Yahvé; qui jure à ses dépens sans se dédire,
Sal 15:5 He that putteth not out his money to usury, nor taketh reward against the innocent. He that doeth these things shall never be moved. Sady tsy mampihana ny volany, na mandray kolikoly hanameloka ny marina, izay mitandrina izany dia tsy mba hangozohozo mandrakizay. Tsy mampihana vola manao zana-bola be loatra na mandray kolikoly hamely ny tsy manan-tsiny. Tsy hangozohozo mandrakizay izay mitondra tena arak' izany. ne prête pas son argent à intérêt, n' accepte rien pour nuire à l' innocent. Qui fait ainsi jamais ne bronchera.

<-
->