<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 9:13 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mifohaza maraina koa ianao dia mitsangana eo anatrehan' i Farao, ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Hebreo: Alefaso ny oloko hanompo Ahy | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mifohaza maraina koa hianao ka tongava any amin' i Faraona, dia lazao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitry ny Hebrio: Alefao handeha hanompo ahy ny vahoakako. |