<-
->

Eks 8:5 And the Lord spake unto Moses, Say unto Aaron, Stretch forth thine hand with thy rod over the streams, over the rivers, and over the ponds, and cause frogs to come up upon the land of Egypt. Ary hoy Mosesy tamin' i Farao: Aoka hiseho ny voninahitrao noho izay hataoko; rahoviana no hangatahako ho anao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, hanesorana ny sahona aminao sy amin' ny tranonao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy? Ka hoy Moizy tamin' i Faraona: Lazao amiko àry izay sitraponao: Ho amin' ny fotoana inona no hanaovako fivavahana ho anao sy ho an' ny mpanomponao amam-bahoakanao, mba hanalavitan' ny Tompo ny sahona aminao sy amin' ny tranonao, ka tsy hisiany intsony, afa-tsy ao amin' ny ony ihany. Dia hoy izy: Moïse dit à Pharaon : " A toi l' avantage !Pour quand dois-je prier pour toi, pour tes serviteurs et pour ton peuple, afin que les grenouilles soient supprimées de chez toi et de vos maisons pour ne rester que dans le Fleuve ? "