<-
->

Eks 8:27 We will go three days' journey into the wilderness, and sacrifice to the Lord our God, as he shall command us. Ary Jehovah dia nanao araka ny tenin' i Mosesy ka nampiala ny lalitra betsaka tamin' i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany, ka tsy nisy niangana ireny na dia iray akory aza. ary notanterahin' ny Tompo ny tenin' i Moizy ka dia niala tamin' i Faraona sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny lalibe ka tsy nisy tavela, na dia iray aza. Yahvé fit ce que demandait Moïse et les taons s'éloignèrent de Pharaon, de ses serviteurs et de son peuple ; il n' en resta plus un seul.