<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:22 | And I will sever in that day the land of |
Fa hoy Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay fadin' ny Egyptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitray; koa, indro, raha izay fadin' ny Egyptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay? | Ka hoy Moizy: Tsy mety ny manao izany, fa zava-padin' ny Ejipsiana ny sorona atolotra amin' ny Tompo Andriamanitray; ka raha eo imason' i Ejipsiana izahay no hanao sorona ny zava-padiny, tsy sakoa ataony tora-bato? |