<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:16 | And the |
Dia hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mifohaza maraina koa, ka mitsangàna eo anatrehan' i Farao (fa, indro, hivoaka ho any amin' ny rano izy), ka lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Alefaso ny oloko hanompo Ahy. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mifohaza maraina koa ka tongava eo anatrehan' i Faraona amin' ilay fotoana ivoahany ho any amoron-drano iny. Lazao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Avelao handeha ny vahoakako hanompoany ahy. |