<-
->

Eks 8:11 And the frogs shall depart from thee, and from thy houses, and from thy servants, and from thy people; they shall remain in the river only. Fa nony hitan' i Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy ny fony izy ka tsy mba nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain' i Jehovah. Nony hitan' i Faraona anefa nisy hiainana dia nohamafisiny ny fony, ka tsy nihaino an' i Moizy sy Aarona izy, araka ny efa voalazan' ny Tompo. Pharaon vit qu' il y avait un répit ; il appesantit son coeur et il ne les écouta pas, comme l' avait prédit Yahvé.