<-
->

Eks 6:23 And Aaron took him Elisheba, daughter of Amminadab, sister of Naashon, to wife; and she bare him Nadab, and Abihu, Eleazar, and Ithamar. Ary Arona naka an' i Eliseba, zanakavavin' i Aminadaba sady anabavin' i Nasona, ho vadiny; dia niteraka an' i Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara taminy izy. Aarona naka an' i Elisabeta, zanakavavin' i Aminadaba, anabavin' i Naasona, ho vadiny, ka io no niteraka taminy an' i Nabada, Abiha, Eleazara ary Itamara. Aaron épousa Élishéba, fille d' Amminadab, soeur de Nahshôn, et elle lui donna Nadab, Abihu, Éléazar et Itamar.