<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:20 | And |
Ary Amrama naka an' i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an' i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan' i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona. | Amrama naka an' i Jokabeda anabavin-drainy ho vadiny, ka io no niteraka an' i Aarona sy Moizy taminy. Fito amby telo-polo amby zato taona no andro niainan' i Amrama. |