<-
->

Eks 4:31 And the people believed: and when they heard that the Lord had visited the children of Israel, and that he had looked upon their affliction, then they bowed their heads and worshipped. Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak' Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka. ka nino ny vahoaka; fantany fa efa namangy ny zanak' Israely Iaveh sy efa nitsinjo ny fahoriany, ka dia niondrika nitsaoka izy ireo. Le peuple crut et se réjouit de ce que Yahvé avait visité les Israélites et avait vu leur misère. Ils s' agenouillèrent et se prosternèrent.