<-
->

Eks 39:30 And they made the plate of the holy crown of pure gold, and wrote upon it a writing, like to the engravings of a signet, HOLINESS TO THE Lord. Ary ny takelaka ho eo amin' ny diadema masina dia nataony volamena tsara, ary nasiany soratra, araka ny fanoratana amin' ny fanombohan-kase, hoe: hamasinina ho an' i Jehovah. Volamena madio no nanaovana ilay takelaka natao diadema masina, dia nosokirina teo, toy ny fisikotra fanombohan-kase, ny hoe: Fahamasinana ho an' ny Tompo. Puis ils firent la fleur - le signe de la sainte consécration, en or pur - et ils y gravèrent en intaille, comme un sceau : " Consacré à Yahvé. "