<-
->

Eks 38:22 And Bezaleel the son Uri, the son of Hur, of the tribe of Judah, made all that the Lord commanded Moses. Ary Bezalila, zanak' i Ory, zanak' i Hora, avy amin' ny firenen' i Joda, nanao izay rehetra nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. Ny nanao izay rehetra nandidian' ny Tompo an' i Moizy dia Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, amin' ny fokon' i Jodà; Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, de la tribu de Juda, fit tout ce que Yahvé avait ordonné à Moïse,