<-
->

Eks 34:34 But when Moses went in before the Lord to speak with him, he took the vail off, until he came out. And he came out, and spake unto the children of Israel that which he was commanded. Ary raha niditra teo anatrehan' i Jehovah Mosesy hiteny aminy, dia nanaisotra ny fisalobonana izy mandra-pivoakany. Dia nivoaka izy ka nilaza tamin' ny Zanak' Isiraely izay efa nandidiana azy. Raha niditra eo anatrehan' ny Tompo Moizy hiresaka aminy dia nesoriny ny voaly, mandra-pivoakany. Rahefa izany dia nivoaka izy ary nanambara tamin' ny zanak' Israely ny didy azony. Lorsque Moïse entrait devant Yahvé pour parler avec lui, il ôtait le voile jusqu'à sa sortie. En sortant, il disait aux Israélites ce qui lui avait été ordonné,