<-
->

Eks 30:21 So they shall wash their hands and their feet, that they die not: and it shall be a statute for ever to them, even to him and to his seed throughout their generations. dia hanasa ny tongony aman-tànany izy, mba tsy hahafaty azy; ary ho lalàna mandrakizay aminy sy ny zanany izany hatramin' ny taranany fara mandimby. Hanasa ny tongony aman-tànany izy, ka tsy ho faty izy. Lalàna mandrakizay ho azy ireo izany, dia ho an' i Aarona sy ny taranany amin' ny taona mifandimby. ils laveront leurs mains et leurs pieds, afin de ne pas mourir ; c' est là un décret perpétuel pour lui et sa descendance, pour leurs générations.